plt_tn/jhn/15/08.md

24 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny Raiko dia omem-boninahitra amin'izao
DH: "Izany dia mahatonga ny olona hanome voninahitra ny Raiko"
# Ny Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# ny hamokaranareo voankazo bebe kokoa
Eto ny "voankazo" dia sari-teny maneho ny mivelona mba hahafaly an'Andriamanitra. DH: "Rehefa miaina amin'ny fomba mahafaly Azy ianareo"
# mpianatro ianareo
"asehoy fa mpianatro ianareo" na "porofoy fa mpianatro ianareo"
# Tahaka ny nitiavan'i Ray Ahy, no nitiavako anareo
Jesosy dia mizara ny fitiavana izay ananan'Andriamanitra ho Azy amin'ireo olona izay mahatoky Azy. Eto ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# Mitoera ao amin'ny fitiavako
"tohizo ny fanekena ny fitiavako"