# Ny Raiko dia omem-boninahitra amin'izao DH: "Izany dia mahatonga ny olona hanome voninahitra ny Raiko" # Ny Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # ny hamokaranareo voankazo bebe kokoa Eto ny "voankazo" dia sari-teny maneho ny mivelona mba hahafaly an'Andriamanitra. DH: "Rehefa miaina amin'ny fomba mahafaly Azy ianareo" # mpianatro ianareo "asehoy fa mpianatro ianareo" na "porofoy fa mpianatro ianareo" # Tahaka ny nitiavan'i Ray Ahy, no nitiavako anareo Jesosy dia mizara ny fitiavana izay ananan'Andriamanitra ho Azy amin'ireo olona izay mahatoky Azy. Eto ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # Mitoera ao amin'ny fitiavako "tohizo ny fanekena ny fitiavako"