plt_tn/jhn/12/48.md

307 B

amin'ny andro farany

"Amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny fahotan'ny olona"

Fantatro fa ny didiny dia fiainana mandrakizay

"Fantatro fa ireo teniny izay nandidiny Ahy mba ho teneniko dia ireo teny izay manome fiainana mandrakizay"

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.