plt_tn/jhn/12/48.md

12 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# amin'ny andro farany
"Amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny fahotan'ny olona"
# Fantatro fa ny didiny dia fiainana mandrakizay
"Fantatro fa ireo teniny izay nandidiny Ahy mba ho teneniko dia ireo teny izay manome fiainana mandrakizay"
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.