# amin'ny andro farany "Amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny fahotan'ny olona" # Fantatro fa ny didiny dia fiainana mandrakizay "Fantatro fa ireo teniny izay nandidiny Ahy mba ho teneniko dia ireo teny izay manome fiainana mandrakizay" # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.