plt_tn/jhn/11/43.md

16 lines
490 B
Markdown

# Rehefa avy niteny izany Izy
"Rehefa avy nivavaka Jesosy"
# niantso tamin'ny feo mafy
"niantso mafy Izy"
# nisy fehim-paty ny tongony sy ny tanany, ary voafehy lamba koa ny tavany
Ny fomba fandevenana tamin'izany dia rakofana amin'ny lamban-drongony ny maty. DH: "Nisy olona nandrakotra lamba ireo tanany sy ireo tongony. Avy eo dia nofatoran'izy ireo lamba ny tavany.
# Hoy Jesosy tamin'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo olona nanatrika sy nahita maso ny fahagagana.