# Rehefa avy niteny izany Izy "Rehefa avy nivavaka Jesosy" # niantso tamin'ny feo mafy "niantso mafy Izy" # nisy fehim-paty ny tongony sy ny tanany, ary voafehy lamba koa ny tavany Ny fomba fandevenana tamin'izany dia rakofana amin'ny lamban-drongony ny maty. DH: "Nisy olona nandrakotra lamba ireo tanany sy ireo tongony. Avy eo dia nofatoran'izy ireo lamba ny tavany. # Hoy Jesosy tamin'izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo olona nanatrika sy nahita maso ny fahagagana.