plt_tn/jhn/11/43.md

490 B

Rehefa avy niteny izany Izy

"Rehefa avy nivavaka Jesosy"

niantso tamin'ny feo mafy

"niantso mafy Izy"

nisy fehim-paty ny tongony sy ny tanany, ary voafehy lamba koa ny tavany

Ny fomba fandevenana tamin'izany dia rakofana amin'ny lamban-drongony ny maty. DH: "Nisy olona nandrakotra lamba ireo tanany sy ireo tongony. Avy eo dia nofatoran'izy ireo lamba ny tavany.

Hoy Jesosy tamin'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo olona nanatrika sy nahita maso ny fahagagana.