plt_tn/jhn/11/38.md

16 lines
689 B
Markdown

# Ary zohy izany, ary misy vato manarona azy
Nahaton'i Jaona kely ny tantara mba hamaritana ilay fasana izay nandevenan'ny olona an'i Lazarosy.
# Marta, anabavin'i Lazarosy
Marata sy Maria dia zokin'i Lazarosy vavy. DH: "Marta, ilay zokin'i Lazarosy vavy"
# efa maimbo ny vatany raha amin'izao fotoana izao
"raha amin'izao fotoana izao dia efa simba ny vatany"
# Tsy efa nolazaiko anao ve fa, raha nino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana fa hanao zavatra mahafinaritra Andriamanitra. DH: "Izaho efa niteny taminao fa raha mahatoky Ahy ianao, dia hahita izay afaka ataon'Andriamanitra.