plt_tn/jhn/11/38.md

689 B

Ary zohy izany, ary misy vato manarona azy

Nahaton'i Jaona kely ny tantara mba hamaritana ilay fasana izay nandevenan'ny olona an'i Lazarosy.

Marta, anabavin'i Lazarosy

Marata sy Maria dia zokin'i Lazarosy vavy. DH: "Marta, ilay zokin'i Lazarosy vavy"

efa maimbo ny vatany raha amin'izao fotoana izao

"raha amin'izao fotoana izao dia efa simba ny vatany"

Tsy efa nolazaiko anao ve fa, raha nino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana fa hanao zavatra mahafinaritra Andriamanitra. DH: "Izaho efa niteny taminao fa raha mahatoky Ahy ianao, dia hahita izay afaka ataon'Andriamanitra.