# Ary zohy izany, ary misy vato manarona azy Nahaton'i Jaona kely ny tantara mba hamaritana ilay fasana izay nandevenan'ny olona an'i Lazarosy. # Marta, anabavin'i Lazarosy Marata sy Maria dia zokin'i Lazarosy vavy. DH: "Marta, ilay zokin'i Lazarosy vavy" # efa maimbo ny vatany raha amin'izao fotoana izao "raha amin'izao fotoana izao dia efa simba ny vatany" # Tsy efa nolazaiko anao ve fa, raha nino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra? Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana fa hanao zavatra mahafinaritra Andriamanitra. DH: "Izaho efa niteny taminao fa raha mahatoky Ahy ianao, dia hahita izay afaka ataon'Andriamanitra.