plt_tn/jhn/11/03.md

741 B

naniraka olona ho any amin'i Jesosy

"nangataka an'i Jesosy mba ho tonga"

tianao

Eto ny "fitiavana" dia maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, voajanahary, fitiavan'olombelona eo amin'ny mpinamana sy ny mpihavana.

Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity

Jesosy dia manambara fa fantany izay hitranga amin'i Lazarosy sy ny aretiny. DH: "Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity"

fahafatesana

Ity dia maneho ny fahafatesana ara-nofo.

fa kosa ho fanehoana ny voninahitr'Andriamanitra mba hanandratana ny Zanak'Andriamanitra amin'ny alalan'izany.

Jesosy dia manambara fa fantany ny ho vokatr'izany. DH: "fa ny tanjona dia ny mba hahitan'ny olona ny alehiben'Andriamanitra noho ireo izay ho avelan'ny heriny ho ataoko.