plt_tn/jhn/11/03.md

20 lines
741 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# naniraka olona ho any amin'i Jesosy
"nangataka an'i Jesosy mba ho tonga"
# tianao
Eto ny "fitiavana" dia maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, voajanahary, fitiavan'olombelona eo amin'ny mpinamana sy ny mpihavana.
# Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity
Jesosy dia manambara fa fantany izay hitranga amin'i Lazarosy sy ny aretiny. DH: "Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity"
# fahafatesana
Ity dia maneho ny fahafatesana ara-nofo.
# fa kosa ho fanehoana ny voninahitr'Andriamanitra mba hanandratana ny Zanak'Andriamanitra amin'ny alalan'izany.
Jesosy dia manambara fa fantany ny ho vokatr'izany. DH: "fa ny tanjona dia ny mba hahitan'ny olona ny alehiben'Andriamanitra noho ireo izay ho avelan'ny heriny ho ataoko.