# naniraka olona ho any amin'i Jesosy "nangataka an'i Jesosy mba ho tonga" # tianao Eto ny "fitiavana" dia maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, voajanahary, fitiavan'olombelona eo amin'ny mpinamana sy ny mpihavana. # Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity Jesosy dia manambara fa fantany izay hitranga amin'i Lazarosy sy ny aretiny. DH: "Tsy fahafatesana no hiafaran'ity aretina ity" # fahafatesana Ity dia maneho ny fahafatesana ara-nofo. # fa kosa ho fanehoana ny voninahitr'Andriamanitra mba hanandratana ny Zanak'Andriamanitra amin'ny alalan'izany. Jesosy dia manambara fa fantany ny ho vokatr'izany. DH: "fa ny tanjona dia ny mba hahitan'ny olona ny alehiben'Andriamanitra noho ireo izay ho avelan'ny heriny ho ataoko.