plt_tn/jhn/10/11.md

755 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy dia manohy ny fanoharany momban'ny mpiandry tsara.

Izaho no mpiandry tsara

Eto ny "mpiandry tsara" dia sari-teny izay maneho an'i Jesosy. DH: "Izaho dia tahaka ny mpiandry tsara"

manolotra ny ainy

Ny hoe manolotra zavatra dia tahaka ny hoe mahafohy ny fibaikoana an'izany zavatra izany. DH: "ho faty".

Ny mpikarama

Ny "mpikarama" dia sari-teny maneho ireo mpitarika Jiosy sy ireo mpampianatra. DH: "Ilay iray izay tahaka ny mpikarama"

handao ny ondry ... tsy miraharaha ny ondry

Eto ny teny hoe "ondry" dia sari-teny maneho ny olon'Andriamanitra. Tahaka ny mpikarama izay nandao ny ondry, dia miteny Jesosy fa ireo mpitarika Jiosy sy mpampianatra dia tsy miraharaha ny vahoakan'Andriamanitra.