plt_tn/jhn/10/11.md

20 lines
755 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy dia manohy ny fanoharany momban'ny mpiandry tsara.
# Izaho no mpiandry tsara
Eto ny "mpiandry tsara" dia sari-teny izay maneho an'i Jesosy. DH: "Izaho dia tahaka ny mpiandry tsara"
# manolotra ny ainy
Ny hoe manolotra zavatra dia tahaka ny hoe mahafohy ny fibaikoana an'izany zavatra izany. DH: "ho faty".
# Ny mpikarama
Ny "mpikarama" dia sari-teny maneho ireo mpitarika Jiosy sy ireo mpampianatra. DH: "Ilay iray izay tahaka ny mpikarama"
# handao ny ondry ... tsy miraharaha ny ondry
Eto ny teny hoe "ondry" dia sari-teny maneho ny olon'Andriamanitra. Tahaka ny mpikarama izay nandao ny ondry, dia miteny Jesosy fa ireo mpitarika Jiosy sy mpampianatra dia tsy miraharaha ny vahoakan'Andriamanitra.