plt_tn/jhn/09/24.md

16 lines
414 B
Markdown

# niantso ilay lehilahy ... izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo Jiosy. (9:16)
# Omeo voninahitra Andriamanitra
Ity dia fomba fiteny izay nampiasan'ny olona rehefa manao fianianana. DH: "Eo anatrehan' Andriamanitra, teneno ny marina!" na "Teneno ny marina eo anatrehan'Andriamanitra!"
# izany lehilahy izany
Ity dia maneho an'i Jesosy.
# ilay lehilahy
Ity dia maneho an'ilay lehilahy jamba teo aloha.