plt_tn/jhn/09/24.md

414 B

niantso ilay lehilahy ... izy ireo

Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo Jiosy. (9:16)

Omeo voninahitra Andriamanitra

Ity dia fomba fiteny izay nampiasan'ny olona rehefa manao fianianana. DH: "Eo anatrehan' Andriamanitra, teneno ny marina!" na "Teneno ny marina eo anatrehan'Andriamanitra!"

izany lehilahy izany

Ity dia maneho an'i Jesosy.

ilay lehilahy

Ity dia maneho an'ilay lehilahy jamba teo aloha.