# niantso ilay lehilahy ... izy ireo Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo Jiosy. (9:16) # Omeo voninahitra Andriamanitra Ity dia fomba fiteny izay nampiasan'ny olona rehefa manao fianianana. DH: "Eo anatrehan' Andriamanitra, teneno ny marina!" na "Teneno ny marina eo anatrehan'Andriamanitra!" # izany lehilahy izany Ity dia maneho an'i Jesosy. # ilay lehilahy Ity dia maneho an'ilay lehilahy jamba teo aloha.