plt_tn/jhn/08/42.md

20 lines
824 B
Markdown

# tia
Ity dia ilay karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa (na ireo fahavalontsika aza), na dia tsy mahazo tombony aza ianao.
# Nahoana no tsy azonareo ny teniko?
Jesosy dia mapiasa ity fanontaniana ity mba hitenenana mafy ireo mpitarika Jiosy nohon'ny tsy fihainoan'izy ireo Azy. DH: "Ho lazaiko aminareo ny antony tsy ahazoanareo izay lazaiko!"
# Izany dia satria tsy afaka hanaiky ny teniko ianareo
Eto ny "teniko" dia midika hoe "fampianaran'' i Jesosy. DH: "Izany dia satria tsy handray ny fampianarako ianareo."
# Avy amin'ny rainareo ianareo, ilay devoly
"An'ny rainareo ianareo, Satana"
# ary rain'ny lainga
Eto ny "ray" dia sari-teny maneho ilay iray izay niandohan'ny lainga rehetra. DH: "Izy ilay iray izay namorona ny lainga rehetra tamin'ny fiandohana"