plt_tn/jhn/08/25.md

12 lines
333 B
Markdown

# hoy izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika Jiosy.
# dia hambarako amin'izao tontolo izao
Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia hilazana ny olona rehetra izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "Ireo zavatra ireo dia noteneniko tamin'ny olona rehetra "
# ny Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.