# hoy izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika Jiosy. # dia hambarako amin'izao tontolo izao Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia hilazana ny olona rehetra izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "Ireo zavatra ireo dia noteneniko tamin'ny olona rehetra " # ny Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.