plt_tn/jhn/08/25.md

333 B

hoy izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika Jiosy.

dia hambarako amin'izao tontolo izao

Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia hilazana ny olona rehetra izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "Ireo zavatra ireo dia noteneniko tamin'ny olona rehetra "

ny Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.