plt_tn/jhn/07/43.md

8 lines
306 B
Markdown

# Ka nisy fizarana teo amin'ny vaohaka noho Izy
Ny vahoaka dia tsy nifanaraka tamin'ny hoe Iza na inona Jesosy.
# fa tsy nisy naninji-tanana taminy
Ny maninji-tanana amin'ny olona dia fomba fiteny hilazana hoe mitazona azy na hoe mifikitra aminy. DH: "fa tsy nisy olona nitazona Azy mba hisambotra Azy"