plt_tn/jhn/07/43.md

306 B

Ka nisy fizarana teo amin'ny vaohaka noho Izy

Ny vahoaka dia tsy nifanaraka tamin'ny hoe Iza na inona Jesosy.

fa tsy nisy naninji-tanana taminy

Ny maninji-tanana amin'ny olona dia fomba fiteny hilazana hoe mitazona azy na hoe mifikitra aminy. DH: "fa tsy nisy olona nitazona Azy mba hisambotra Azy"