# Ka nisy fizarana teo amin'ny vaohaka noho Izy Ny vahoaka dia tsy nifanaraka tamin'ny hoe Iza na inona Jesosy. # fa tsy nisy naninji-tanana taminy Ny maninji-tanana amin'ny olona dia fomba fiteny hilazana hoe mitazona azy na hoe mifikitra aminy. DH: "fa tsy nisy olona nitazona Azy mba hisambotra Azy"