plt_tn/jhn/06/13.md

20 lines
493 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy nisintaka ny vahoaka. Ity ny farany amin'ny fizaran'ny tantara mahakasika ny nanomezan'i Jesosy sakafo ny vahoaka teny an-tendrombohitra.
# nangonin'izy ireo
"nangonin'ireo mpianatra"
# sisa navela
ny sakafo izay tsy nisy nihinana
# izany famantarana nataony izany
Jesosy dia nanome sakafo olona 5000 tamin'ny mofo dimy sy hazandrano roa
# ilay mpaminany
ilay mpaminany manokana izay nolazain'i Mosesy fa ho avy eto amin'izao tontolo izao