# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy nisintaka ny vahoaka. Ity ny farany amin'ny fizaran'ny tantara mahakasika ny nanomezan'i Jesosy sakafo ny vahoaka teny an-tendrombohitra. # nangonin'izy ireo "nangonin'ireo mpianatra" # sisa navela ny sakafo izay tsy nisy nihinana # izany famantarana nataony izany Jesosy dia nanome sakafo olona 5000 tamin'ny mofo dimy sy hazandrano roa # ilay mpaminany ilay mpaminany manokana izay nolazain'i Mosesy fa ho avy eto amin'izao tontolo izao