plt_tn/jhn/06/13.md

493 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy nisintaka ny vahoaka. Ity ny farany amin'ny fizaran'ny tantara mahakasika ny nanomezan'i Jesosy sakafo ny vahoaka teny an-tendrombohitra.

nangonin'izy ireo

"nangonin'ireo mpianatra"

sisa navela

ny sakafo izay tsy nisy nihinana

izany famantarana nataony izany

Jesosy dia nanome sakafo olona 5000 tamin'ny mofo dimy sy hazandrano roa

ilay mpaminany

ilay mpaminany manokana izay nolazain'i Mosesy fa ho avy eto amin'izao tontolo izao