plt_tn/jhn/02/23.md

454 B

Ary rehefa tao Jerosalema Izy

Ny teny hoe "Ary" dia mampiditra antsika amin'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.

nino ny anarany

Eto ny "anarana" dia maneho an'i Jesosy mihintsy. DH: "nino Azy" na "nahatoky Azy"

ireo famantarana izay nataony

Ireo fahagagana koa dia azo atsoina hoe "famantarana" satria izany dia nampiasana mba ho porofo fa Andriamanitra dia ilay mahery indrindra izay manana ny fahefana tanteraka eto amin'izao tontolo izao.