plt_tn/jhn/02/23.md

12 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary rehefa tao Jerosalema Izy
Ny teny hoe "Ary" dia mampiditra antsika amin'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# nino ny anarany
Eto ny "anarana" dia maneho an'i Jesosy mihintsy. DH: "nino Azy" na "nahatoky Azy"
# ireo famantarana izay nataony
Ireo fahagagana koa dia azo atsoina hoe "famantarana" satria izany dia nampiasana mba ho porofo fa Andriamanitra dia ilay mahery indrindra izay manana ny fahefana tanteraka eto amin'izao tontolo izao.