# Ary rehefa tao Jerosalema Izy Ny teny hoe "Ary" dia mampiditra antsika amin'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara. # nino ny anarany Eto ny "anarana" dia maneho an'i Jesosy mihintsy. DH: "nino Azy" na "nahatoky Azy" # ireo famantarana izay nataony Ireo fahagagana koa dia azo atsoina hoe "famantarana" satria izany dia nampiasana mba ho porofo fa Andriamanitra dia ilay mahery indrindra izay manana ny fahefana tanteraka eto amin'izao tontolo izao.