plt_tn/jhn/01/32.md

16 lines
437 B
Markdown

# tahaka ny voromailala
Ity fehezanteny ity dia fanoharana. Ny "Fanahy" dia nidina teo amin'ny olona tahaka ny voromailala.
# an-danitra
Ny teny hoe "lanitra" dia midika hoe "habakabaka."
# ilay Zanak'Andriamanitra
Ny dika-teny sasany ato amin'ity dia milaza hoe "Zanak'Andriamanitra"; ny sasany milaza hoe " ilay voafidin'Andriamanitra"
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.