plt_tn/jhn/01/32.md

437 B

tahaka ny voromailala

Ity fehezanteny ity dia fanoharana. Ny "Fanahy" dia nidina teo amin'ny olona tahaka ny voromailala.

an-danitra

Ny teny hoe "lanitra" dia midika hoe "habakabaka."

ilay Zanak'Andriamanitra

Ny dika-teny sasany ato amin'ity dia milaza hoe "Zanak'Andriamanitra"; ny sasany milaza hoe " ilay voafidin'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.