# tahaka ny voromailala Ity fehezanteny ity dia fanoharana. Ny "Fanahy" dia nidina teo amin'ny olona tahaka ny voromailala. # an-danitra Ny teny hoe "lanitra" dia midika hoe "habakabaka." # ilay Zanak'Andriamanitra Ny dika-teny sasany ato amin'ity dia milaza hoe "Zanak'Andriamanitra"; ny sasany milaza hoe " ilay voafidin'Andriamanitra" # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.