plt_tn/jer/51/34.md

24 lines
724 B
Markdown

# nitondra ahy amin'ny fahaverezan-kevitra izy. Ary nataony ho vilany foana aho
Nalain'i Babylona ny zavatra rehetra an'Israely.
# nanatelina ... izy
Jerosalema dia mampitaha ny faharaany amin'ny fitelomana.
# tahaka ny biby goavam-be
Io dia mampitaha an'i Babylona amin'ny biby izay tena goavana.
# nameno ny kibony tamin'ny hanim-piako izy
Io dia manambara amin'ny fomba hafa ny hoe nalain'i Babylona dahaolo izay rehetra an'Israely. Ny "sakafo" dia manondro nyzavatra tsara rehetra tany teo aloha.
# nandroaka ahy izy
Ny zavatra tsy tian'i Babylona taorian'ny nangalany ny zavatra rehetra izay nariany toy ny fanariana hanina ao anaty vilany.
# ireo mponin'i Kaldea
DH: "ireo mponina izay miaina ao Kaldea."