plt_tn/jer/51/34.md

724 B

nitondra ahy amin'ny fahaverezan-kevitra izy. Ary nataony ho vilany foana aho

Nalain'i Babylona ny zavatra rehetra an'Israely.

nanatelina ... izy

Jerosalema dia mampitaha ny faharaany amin'ny fitelomana.

tahaka ny biby goavam-be

Io dia mampitaha an'i Babylona amin'ny biby izay tena goavana.

nameno ny kibony tamin'ny hanim-piako izy

Io dia manambara amin'ny fomba hafa ny hoe nalain'i Babylona dahaolo izay rehetra an'Israely. Ny "sakafo" dia manondro nyzavatra tsara rehetra tany teo aloha.

nandroaka ahy izy

Ny zavatra tsy tian'i Babylona taorian'ny nangalany ny zavatra rehetra izay nariany toy ny fanariana hanina ao anaty vilany.

ireo mponin'i Kaldea

DH: "ireo mponina izay miaina ao Kaldea."