# nitondra ahy amin'ny fahaverezan-kevitra izy. Ary nataony ho vilany foana aho Nalain'i Babylona ny zavatra rehetra an'Israely. # nanatelina ... izy Jerosalema dia mampitaha ny faharaany amin'ny fitelomana. # tahaka ny biby goavam-be Io dia mampitaha an'i Babylona amin'ny biby izay tena goavana. # nameno ny kibony tamin'ny hanim-piako izy Io dia manambara amin'ny fomba hafa ny hoe nalain'i Babylona dahaolo izay rehetra an'Israely. Ny "sakafo" dia manondro nyzavatra tsara rehetra tany teo aloha. # nandroaka ahy izy Ny zavatra tsy tian'i Babylona taorian'ny nangalany ny zavatra rehetra izay nariany toy ny fanariana hanina ao anaty vilany. # ireo mponin'i Kaldea DH: "ireo mponina izay miaina ao Kaldea."