|
# Fa mahatakatra lanitra ny helony; misavovona hatreny amin'ireo rahona izany.
|
|
|
|
DH: "tena meloka tokoa i Babylona"
|
|
|
|
# Efa nanambara ny tsy fananantsika tsiny Yaveh
|
|
|
|
Efa nanasazy an'iro Israelita Yaveh tamin'ireo otany, fa ankehitriny kosa aoka izy ireo hiverina Aminy.
|