plt_tn/jer/51/09.md

270 B

Fa mahatakatra lanitra ny helony; misavovona hatreny amin'ireo rahona izany.

DH: "tena meloka tokoa i Babylona"

Efa nanambara ny tsy fananantsika tsiny Yaveh

Efa nanasazy an'iro Israelita Yaveh tamin'ireo otany, fa ankehitriny kosa aoka izy ireo hiverina Aminy.