# Fa mahatakatra lanitra ny helony; misavovona hatreny amin'ireo rahona izany. DH: "tena meloka tokoa i Babylona" # Efa nanambara ny tsy fananantsika tsiny Yaveh Efa nanasazy an'iro Israelita Yaveh tamin'ireo otany, fa ankehitriny kosa aoka izy ireo hiverina Aminy.