plt_tn/jer/50/31.md

665 B

Indro

Io teny io mampiditra zavatra vaovao hisarihana ny saina.

ry mpirehareha

Izany no namaritan'i Yaveh an'i Babylona

fa efa tonga ny andronao ... ny fotoana izay hamaizako anao

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay fehezanteny faharoa dia mamaritra ny "andro" izay voatonona tao amin'ilay fehezanteny voalohany. DH: "fa tonga ny andro hanasaziako anao"

ny andronao

Io dia manondro ny fotoana mandritra ny hiavian'ny fitsarana eo amin'i Babylona.

Handrehitra ... Aho

Ny teny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.

afo eo amin'ireo tanànan'izy ireoafo eo amin'ireo tanànan'izy ireo

Io dia manondro ny fomba hiavian'ilay fandravana.