# Indro Io teny io mampiditra zavatra vaovao hisarihana ny saina. # ry mpirehareha Izany no namaritan'i Yaveh an'i Babylona # fa efa tonga ny andronao ... ny fotoana izay hamaizako anao Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay fehezanteny faharoa dia mamaritra ny "andro" izay voatonona tao amin'ilay fehezanteny voalohany. DH: "fa tonga ny andro hanasaziako anao" # ny andronao Io dia manondro ny fotoana mandritra ny hiavian'ny fitsarana eo amin'i Babylona. # Handrehitra ... Aho Ny teny "Aho" dia manondro an'i Yaveh. # afo eo amin'ireo tanĂ nan'izy ireoafo eo amin'ireo tanĂ nan'izy ireo Io dia manondro ny fomba hiavian'ilay fandravana.