plt_tn/jer/50/31.md

24 lines
665 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Io teny io mampiditra zavatra vaovao hisarihana ny saina.
# ry mpirehareha
Izany no namaritan'i Yaveh an'i Babylona
# fa efa tonga ny andronao ... ny fotoana izay hamaizako anao
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay fehezanteny faharoa dia mamaritra ny "andro" izay voatonona tao amin'ilay fehezanteny voalohany. DH: "fa tonga ny andro hanasaziako anao"
# ny andronao
Io dia manondro ny fotoana mandritra ny hiavian'ny fitsarana eo amin'i Babylona.
# Handrehitra ... Aho
Ny teny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
# afo eo amin'ireo tanànan'izy ireoafo eo amin'ireo tanànan'izy ireo
Io dia manondro ny fomba hiavian'ilay fandravana.