plt_tn/jer/49/30.md

435 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'i Kedara i Yaveh.

Mijanona eo amin'ny ireo lavakin'ny tany

"Miafena"

ry mponin'i Hazora

"ireo olona miaina ao Hazora"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7

efa nanao tetika

"nitetika" na "nikasa"

izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona izay mahatsiaro milamina sy mandry fahalemana.