plt_tn/jer/49/30.md

24 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'i Kedara i Yaveh.
# Mijanona eo amin'ny ireo lavakin'ny tany
"Miafena"
# ry mponin'i Hazora
"ireo olona miaina ao Hazora"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7
# efa nanao tetika
"nitetika" na "nikasa"
# izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona izay mahatsiaro milamina sy mandry fahalemana.