# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'i Kedara i Yaveh. # Mijanona eo amin'ny ireo lavakin'ny tany "Miafena" # ry mponin'i Hazora "ireo olona miaina ao Hazora" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7 # efa nanao tetika "nitetika" na "nikasa" # izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona izay mahatsiaro milamina sy mandry fahalemana.