plt_tn/jer/49/19.md

24 lines
687 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# toy ny liona
Izany dia fomba fiteny hafa hilazana fa ilay fanafihana dia hasika sy tsy ampoizina.
# Fa iza no toa ahy, ary iza no hiantso ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba hanondrona ny hakelin'ny olombelona. DH: "Tsy misy toy Ahy, tsy misy mandidy Ahy ho avy"
# hiantso
"mibaiko olona ho avy"
# Mpiandry ondry iza no afaka hanohitra ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana fa tsy misy afaka mandresy Azy. Ny "Mpiandry ondry" eto dia sarinteny ilazana ny "nmpanjaka", "mpanapaka".