# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh. # Indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # toy ny liona Izany dia fomba fiteny hafa hilazana fa ilay fanafihana dia hasika sy tsy ampoizina. # Fa iza no toa ahy, ary iza no hiantso ahy? Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba hanondrona ny hakelin'ny olombelona. DH: "Tsy misy toy Ahy, tsy misy mandidy Ahy ho avy" # hiantso "mibaiko olona ho avy" # Mpiandry ondry iza no afaka hanohitra ahy? Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana fa tsy misy afaka mandresy Azy. Ny "Mpiandry ondry" eto dia sarinteny ilazana ny "nmpanjaka", "mpanapaka".