plt_tn/jer/49/19.md

687 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

toy ny liona

Izany dia fomba fiteny hafa hilazana fa ilay fanafihana dia hasika sy tsy ampoizina.

Fa iza no toa ahy, ary iza no hiantso ahy?

Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba hanondrona ny hakelin'ny olombelona. DH: "Tsy misy toy Ahy, tsy misy mandidy Ahy ho avy"

hiantso

"mibaiko olona ho avy"

Mpiandry ondry iza no afaka hanohitra ahy?

Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana fa tsy misy afaka mandresy Azy. Ny "Mpiandry ondry" eto dia sarinteny ilazana ny "nmpanjaka", "mpanapaka".